VAOVAO ! Tsindrio handikana azy

Ankehitriny, Google Dikanteny dia mandeha amin'ny fampiharana rehetra.

Translate app
×
×

Hiresaka amin'izao tonolo izao.

Hihoatra ny sakana ara-pitenenana ka hifandray amin'ny olona, ​​toerana sy kolontsaina hafa.

Hijery ny lahatsary
Haka azy ao amin'ny Google Play Azo jerena ao amin'ny App Store
Saritanin'izao tontolo izao

Miaraka aminao mandrakariva

  • FINDAY
  • TSY MIASA
  • BIRAONAO

Toy ny manana mpandika teny ao am-paosinao ny mampiasa ny rindranasa Dikan-teny.

Tsy misy aterineto? Tsy olana. Tsy mila aterineto ny finday amin'ny fomba ivelan'ny aterineto.

Afaka manampy amin'ny soratra lava kokoa, sarotra tononina na antontan-kevitra nakarina ny Dikan-teny.

Hiteny, haka sary, hanoratra na hitendry.
Ny safidinao

Hiresaka amin'ny olona izay mampiasa fiteny hafa.
Ho an'ny famantarana, karazan-tsakafo, sns, atondroy tandrify azy fotsiny ny fakan-tsary dia hahazo dikan-teny eo no ho eo. Tsy mila aterineto akory.
Mora kokoa ny manoratra mivantana ny litera sy teny tsy fantatry ny fitendry.
Tendreo fotsiny ny teny tianao hadika.
  • Hiteny
  • Haka sary
  • Hanoratra
  • Hitendry
Haka azy ao amin'ny Google Play Azo jerena ao amin'ny App Store